|
IREO TAKELAKA NAMBOARIKO
Fiara
: Pejy manokana ahitanao ny
momba ireo fiara ankafihiziko tokoa ary koa ahitana ny fifandraisana
amin'ny takelaka hafa momba ny fiarakodia sy ny fikojakojana azy ireny
AudiNy audi 100 2.3 E . BMW E46La Touring de BMW . BMW 320i E36 .
Hiverina
|
MIARAHABA ANTSIKA
Momba ny tenako
Johary no fiantsoana ahy, manambady amanjanaka ary manana fitiavana manokana ny
hairaha na technologie ny tenako.
Mankafy ny internet manokana aho ka mba manandrana
manamboatra takelaka.
Andriamanitra no ambony indrindra amin'ny fiainanay ka izay
rehetra ataonay dia ankininay aminy avokoa, tsapanay isanandro ny vokany. Soa fa nisy ny internet.
ANDRAMO DIA HO
HITANAO FA TENA TSARA ANDRIAMANITRA.
Momba ny takelaka
Takelaka manokana ka izay mba kely vitan'ny tena hampielezana
hevitra sy ahampahafantarana ny zavamisy no ezahina.
Nozaraiko roa ny fifandraisana ka aty ankavia dia ireo
takelaka namboariko, ny etsy ankavanana kosa dia ireo takelaka ankafihiziko
sy ireo tsara hojerena.
Tononkalo St Valentin nosoratan'i Vola
Adiresy
Johary
1196 Gland
SUISSE
|
IREO TAKELAKA TSARA HO JERENA
Gazety:


Politika :
Hiverina
|